Categorie: ho an'ny olon-dehibe ihany
Nisy mpivady iray hono tany an-tany lavitra tany.mihamahantra hono izy ireo ka nahatsikaritra rangahy fa diso mandany vola loatra izy ireo:Ka hoy hono izy tamim-badiny: -O Ramatoa ô Mba mianara ianao mipasoka fa tena tsy laitra intsony ity manakarama mpipasoka ity e!...