blagy

Tonga soa blagy!

blagy | 15 Martsa, 2006 22:49

Fantatro fa tia mihomehy ny gasy ka noho izany indrndra no nahatonga ahy hanokatra ity blaogy ity hitantarana zavatra hita tetsy sy teroa ka nampihomehy

Marihina aloha fa ny blagy eto dia tsy ahy akory fa blagy hitako tetsy sy teroa no nangoniko ka dia aza gaga raha sendra blagy efa hitanao izy ity

Dia mazotoa ary mihomehy e!

 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb